Salamo 22:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Itangoronan’ny vantotr’ombilahy maro be aho;+Manodidina ahy ny omby matanjaka avy any Basana.+ Salamo 69:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Maro noho ny volon-dohakoIreo mankahala ahy tsy amin’antony.+ Lasa be dia be ireo mitady hamono ahy,Dia ny fahavalo mpamadika ahy.* Voatery nanolo zavatra tsy nangalariko aho.
4 Maro noho ny volon-dohakoIreo mankahala ahy tsy amin’antony.+ Lasa be dia be ireo mitady hamono ahy,Dia ny fahavalo mpamadika ahy.* Voatery nanolo zavatra tsy nangalariko aho.