FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 27:12-14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Tsy namaly mihitsy anefa izy rehefa nampangain’ny lehiben’ny mpisorona sy ny anti-panahy.+ 13 Ary hoy i Pilato: “Angaha tsy henonao izany zavatra be dia be iampangany anao izany?” 14 Tsy namaly azy anefa izy na indraim-bava aza, dia gaga be ilay governora.

  • Asan’ny Apostoly 8:32, 33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Ary izao ilay andinin-tenin’ny Soratra Masina novakiny: “Hoatran’ny ondry nentina hovonoina izy, ary hoatran’ny zanak’ondry mangina eo anatrehan’ny mpanety azy, ka tsy miteny mihitsy.+ 33 Tsy mba nomena rariny izy+ nandritra ny fotoana nanalana baraka azy. Ary iza no hilaza ny tsipiriany momba ny taranaka nipoirany? Fa ny ainy aza nesorina tsy ho amin’ny tany.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara