Deoteronomia 32:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Olon-tokana ve dia hahavita hanenjika olona 1 000,Ary roa lahy ve dia hampandositra 10 000?+ Raha tsy hoe nafoin’ny Vatolampiny angaha izy ireny,+Ary nataon’i Jehovah resin’ny fahavalony.
30 Olon-tokana ve dia hahavita hanenjika olona 1 000,Ary roa lahy ve dia hampandositra 10 000?+ Raha tsy hoe nafoin’ny Vatolampiny angaha izy ireny,+Ary nataon’i Jehovah resin’ny fahavalony.