Salamo 7:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Mitsangàna, Jehovah ô, ary asehoy hoe tezitra ianao!Mijoroa hanohitra ny fisafoakan’ny fahavaloko;+Mifohaza hamonjy ahy, ary asaivo ampiharina ny rariny.+ Salamo 78:65, 66 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 65 Dia nifoha i Jehovah, toy ny hoe avy natory,+Hoatran’ny lehilahy matanjaka+ izay nifoha rehefa nisava ny divay nosotroiny. 66 Ary noroahiny niverina ny fahavalony;+Nataony afa-baraka mandrakizay izy ireo.
6 Mitsangàna, Jehovah ô, ary asehoy hoe tezitra ianao!Mijoroa hanohitra ny fisafoakan’ny fahavaloko;+Mifohaza hamonjy ahy, ary asaivo ampiharina ny rariny.+
65 Dia nifoha i Jehovah, toy ny hoe avy natory,+Hoatran’ny lehilahy matanjaka+ izay nifoha rehefa nisava ny divay nosotroiny. 66 Ary noroahiny niverina ny fahavalony;+Nataony afa-baraka mandrakizay izy ireo.