FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Apokalypsy 1:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Nisy kintana fito+ teny an-tanany ankavanana, ary nisy sabatra lava be roa lela+ sady maranitra nivoaka avy tamin’ny vavany. Ny tarehiny koa hoatran’ny masoandro faran’izay mamirapiratra.+

  • Apokalypsy 19:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ary nisy sabatra maranitra lava be+ nivoaka avy tamin’ny vavany mba hamelezany ny firenena. Dia hiandry azy ireo amin’ny tehina vy+ izy. Nohitsakitsahiny koa ny voaloboka tao anaty famiazana, dia ny fahatezerana lehiben’Andriamanitra, ilay Mahery Indrindra.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara