Ohabolana 14:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Tena feno toky ny olona matahotra an’i Jehovah,+Ka ho fialofana ho an’ny zanany koa izany tahotra izany.+ Isaia 25:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Lasa manda fiarovana ho an’ny madinika mantsy ianao,Fiarovana mafy ho an’ny mahantra mijaly,+Fialofana amin’ny oram-baratra,Ary alokaloka amin’ny hafanana.+ Rehefa mamely hoatran’ny oram-baratra mifafy amin’ny manda ny mpanjakazaka,
26 Tena feno toky ny olona matahotra an’i Jehovah,+Ka ho fialofana ho an’ny zanany koa izany tahotra izany.+
4 Lasa manda fiarovana ho an’ny madinika mantsy ianao,Fiarovana mafy ho an’ny mahantra mijaly,+Fialofana amin’ny oram-baratra,Ary alokaloka amin’ny hafanana.+ Rehefa mamely hoatran’ny oram-baratra mifafy amin’ny manda ny mpanjakazaka,