Deoteronomia 4:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Araho tsara ireny,+ satria izany no hahitan’ny firenen-kafa hoe hendry+ sy mahira-tsaina+ ianareo. Haheno an’ireny fitsipika rehetra ireny mantsy ry zareo, dia hiteny hoe: ‘Ary tena hendry sy mahira-tsaina io firenena lehibe io!’+
6 Araho tsara ireny,+ satria izany no hahitan’ny firenen-kafa hoe hendry+ sy mahira-tsaina+ ianareo. Haheno an’ireny fitsipika rehetra ireny mantsy ry zareo, dia hiteny hoe: ‘Ary tena hendry sy mahira-tsaina io firenena lehibe io!’+