Joba 28:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Dia hoy izy tamin’ny olombelona: ‘Ny fahatahorana an’i Jehovah no fahendrena,+Ary ny fialana amin’ny ratsy no fahiratan-tsaina.’”+ Ohabolana 8:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Mankahala ny ratsy izay matahotra an’i Jehovah.+ Halako ny manambony tena, ny mirehareha,+ ny manao ratsy, ary ny mandaingalainga.+ Jeremia 32:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Ary hanao fifanekena mandrakizay amin’izy ireo aho,+ ka tsy hitsahatra hanao soa amin’izy ireo.+ Dia hataoko ao am-pony ny fahatahorana ahy mba tsy hialany amiko.+
28 Dia hoy izy tamin’ny olombelona: ‘Ny fahatahorana an’i Jehovah no fahendrena,+Ary ny fialana amin’ny ratsy no fahiratan-tsaina.’”+
13 Mankahala ny ratsy izay matahotra an’i Jehovah.+ Halako ny manambony tena, ny mirehareha,+ ny manao ratsy, ary ny mandaingalainga.+
40 Ary hanao fifanekena mandrakizay amin’izy ireo aho,+ ka tsy hitsahatra hanao soa amin’izy ireo.+ Dia hataoko ao am-pony ny fahatahorana ahy mba tsy hialany amiko.+