Eksodosy 31:2, 3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Nifidy* an’i Bezalila+ zanak’i Ory, zanak’i Hora, avy amin’ny fokon’i Joda, aho.+ 3 Dia hofenoiko ny fanahiko i Bezalila, ka homeko fahendrena sy fahiratan-tsaina ary fahaizana asa tanana isan-karazany. 1 Mpanjaka 4:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Nomen’Andriamanitra fahendrena sy fahiratan-tsaina* tsy nisy hoatr’izany i Solomona. Nomeny fo tena mahay manavaka koa izy, dia fahaiza-manavaka be dia be hoatran’ny fasika eny amoron-dranomasina.+ 2 Timoty 3:16, 17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Jakoba 3:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
2 “Nifidy* an’i Bezalila+ zanak’i Ory, zanak’i Hora, avy amin’ny fokon’i Joda, aho.+ 3 Dia hofenoiko ny fanahiko i Bezalila, ka homeko fahendrena sy fahiratan-tsaina ary fahaizana asa tanana isan-karazany.
29 Nomen’Andriamanitra fahendrena sy fahiratan-tsaina* tsy nisy hoatr’izany i Solomona. Nomeny fo tena mahay manavaka koa izy, dia fahaiza-manavaka be dia be hoatran’ny fasika eny amoron-dranomasina.+