FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nehemia 5:8, 9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Dia hoy aho tamin’izy ireo: “Izahay aza efa nanao izay fara herinay mba hanavotana an’ireo Jiosy rahalahintsika namidy tamin’ny firenen-kafa, koa ianareo indray ve no hivarotra ny rahalahinareo?+ Dia tsy maintsy hividy an-dry zareo indray ve izahay mba hanavotana azy?” Tsy nahateny tsy nahavolana izy ireo tamin’izay. 9 Niteny koa aho hoe: “Tsy mety izao ataonareo izao. Tsy tokony hatahotra* an’Andriamanitsika+ foana ve ianareo, mba tsy ho afaka handatsa antsika ny firenena fahavalontsika?

  • 2 Korintianina 7:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara