-
1 Samoela 24:16-18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Vao avy niteny an’izany tamin’i Saoly i Davida, dia hoy i Saoly: “Feonao ve izany, ry Davida zanako?”+ Ary nigogogogo nitomany i Saoly. 17 Hoy izy tamin’i Davida: “Marina kokoa noho izaho ianao, satria nanisy soa ahy ianao nefa ratsy no navaliko anao.+ 18 Nasehonao tamiko androany ny soa nataonao. Natolotr’i Jehovah teo an-tananao aho, nefa tsy novonoinao.+
-