Nomery 30:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Raha mivoady+ amin’i Jehovah ny lehilahy iray, na mianiana+ ka mivoady* hoe hifady zavatra, dia tsy mahazo mivadika amin’ny teniny izy.+ Tokony hotanterahiny daholo izay rehetra nolazainy tao amin’ilay voady.+ Mpitoriteny 5:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Mpitoriteny 5:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Aza avela hampanota anao* ny vavanao,+ ary aza miteny eo anatrehan’ny anjely* hoe: “Diso aho tamin’iny.”+ Maninona ianao no mampahatezitra an’Andriamanitra amin’izay lazainao, ka voatery handrava ny asan’ny tananao izy?+ Matio 5:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 “Efa henonareo koa fa nolazaina tamin’ny olona fahiny hoe: ‘Aza mianiana nefa avy eo tsy manatanteraka,+ fa tsy maintsy efainao ny voady nataonao tamin’i Jehovah.’*+
2 Raha mivoady+ amin’i Jehovah ny lehilahy iray, na mianiana+ ka mivoady* hoe hifady zavatra, dia tsy mahazo mivadika amin’ny teniny izy.+ Tokony hotanterahiny daholo izay rehetra nolazainy tao amin’ilay voady.+
6 Aza avela hampanota anao* ny vavanao,+ ary aza miteny eo anatrehan’ny anjely* hoe: “Diso aho tamin’iny.”+ Maninona ianao no mampahatezitra an’Andriamanitra amin’izay lazainao, ka voatery handrava ny asan’ny tananao izy?+
33 “Efa henonareo koa fa nolazaina tamin’ny olona fahiny hoe: ‘Aza mianiana nefa avy eo tsy manatanteraka,+ fa tsy maintsy efainao ny voady nataonao tamin’i Jehovah.’*+