FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Estera 7:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Dia nahanton’izy ireo teo amin’ilay tsato-kazo nomaniny ho an’i Mordekay i Hamana, ka tsy romotra intsony ny mpanjaka.

  • Salamo 9:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Latsaka ao amin’ny lavaka nataony ireo firenena;

      Ny tongony ihany no voafandriky ny harato nafeniny.+

  • Ohabolana 28:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Izay mamitaka olo-marina mba hitaomana azy hanao ratsy, dia ho latsaka ao amin’ny lavaka nataony ihany.+

      Fa ny tsy misy tsiny kosa handova zava-tsoa.+

  • Mpitoriteny 10:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Izay mihady lavaka no mety ho latsaka ao,+ ary izay managorobaka manda vato no mety hokaikerin’ny bibilava.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara