Ohabolana 16:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Aleo kely azo tamin’ny marina,+Toy izay be dia be azo tamin’ny tsy rariny.+ Ohabolana 19:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Aleo mahantra nefa tsy mivadika,+Toy izay tsisy saina sady mpandaingalainga.+