-
Levitikosy 19:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 “‘Aza manao ny tsy rariny rehefa mitsara. Aza miandany amin’ny mahantra satria hoe mahantra izy, nefa aza iangarana koa ny manankarena.+ Tokony hanao ny rariny ianao rehefa mitsara ny namanao.
-
-
Jakoba 2:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Ry rahalahiko, manam-pinoana an’i Jesosy Kristy Tompontsika be voninahitra ianareo, nefa nahoana no mbola manavakavaka ihany?+
-