FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 27:41
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 41 Taorian’izay, dia nitana lolompo tamin’i Jakoba i Esao noho ilay tsodrano nomen’ny rainy azy.+ Hoy foana izy anakampo: “Efa kely sisa izao dia ho tonga ny andro hisaonana an’i Dada.+ Dia hovonoiko i Jakoba rahalahiko aorian’izay.”

  • 1 Samoela 20:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Raha mbola velona eto an-tany koa iny zanak’i Jese iny, dia tsy haharitra ialahy sy ny fanjakan’ialahy.+ Maniraha olona haka azy ary ento atỳ amiko izy, fa tsy maintsy hovonoina ho faty.”*+

  • 1 Jaona 3:11, 12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Izao no hafatra efa henonareo hatrany am-piandohana: Tokony hifankatia isika,+ 12 fa tsy hanao hoatran’i Kaina, izay avy tamin’ilay ratsy ka namono ny rahalahiny.+ Fa inona no antony namonoany azy? Satria ratsy ny nataony,+ fa marina kosa ny nataon’ny rahalahiny.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara