FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 49:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Hitany fa na ny hendry aza maty;

      Samy maty daholo na ny tsy misaina na ny adala,+

      Ka voatery mamela ny fananany ho an’olon-kafa.+

  • Mpitoriteny 2:15, 16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Avy eo dia hoy aho anakampo: “Izay hiafaran’ny adala ihany no hiafarako.”+ Koa inona ny tombony azoko na dia lasa hendry be tahaka ny inona aza aho? Dia hoy aho anakampo: “Mbola tsisy dikany koa izany.” 16 Na ny hendry mantsy na ny adala, dia tsy hoe hotsaroana foana.+ Samy ho hadino daholo ny olona, rehefa any aoriana any. Ary ahoana no hahafatesan’ny hendry? Mitovy amin’ny hahafatesan’ny adala ihany.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara