Deoteronomia 33:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tena tiany ny vahoakany.+Eo an-tananao daholo ny olo-masin’izy ireo.+ Nipetraka teo an-tongotrao izy ireo,+Dia nohenoiny ny teninao.+ 1 Samoela 2:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Arovany ny dian’ny olona tsy mivadika aminy,+Fa ny ratsy fanahy kosa hataony mangina ao anaty haizina,+Satria tsy ny herin’ny tenany no ahafahan’ny olona mandresy.+ Salamo 37:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
3 Tena tiany ny vahoakany.+Eo an-tananao daholo ny olo-masin’izy ireo.+ Nipetraka teo an-tongotrao izy ireo,+Dia nohenoiny ny teninao.+
9 Arovany ny dian’ny olona tsy mivadika aminy,+Fa ny ratsy fanahy kosa hataony mangina ao anaty haizina,+Satria tsy ny herin’ny tenany no ahafahan’ny olona mandresy.+