Joba 7:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Mandeha haingana noho ny famahanana tenona ny androko,+Ary lany tsy misy fanantenana.+ Mpitoriteny 2:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Fa mety hiasa mafy ny olona iray ka hampiasa ny fahendreny sy ny fahalalany ary ny fahaizany, nefa avy eo izy voatery hanome ny fananany* ho an’ny olona tsy nisasatra tamin’izany akory.+ Tsisy dikany koa izany ary tena loza. Romanina 8:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
21 Fa mety hiasa mafy ny olona iray ka hampiasa ny fahendreny sy ny fahalalany ary ny fahaizany, nefa avy eo izy voatery hanome ny fananany* ho an’ny olona tsy nisasatra tamin’izany akory.+ Tsisy dikany koa izany ary tena loza.