FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitoriteny 2:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Lasa halako ny zavatra rehetra nisasarako tetỳ ambanin’ny masoandro,+ satria tsy maintsy avelako ho an’izay olona handimby ahy.+

  • Mpitoriteny 5:15, 16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Mitanjaka ny olona rehefa nivoaka avy tao an-kibon-dreniny, ary toy izany koa izy rehefa maty.+ Tsy afaka mitondra na inona na inona avy amin’ny asa mafy nataony izy.+

      16 Izao koa ny tena loza: Hoatran’ny tamin’izy teraka ihany ny olona rehefa lasa. Koa inona moa no tombony azon’izay miasa mafy ho an’ny rivotra fotsiny?+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara