-
Mpitoriteny 1:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Nodinihiko izay rehetra atao etỳ ambanin’ny masoandro,
Ka hitako hoe tsisy dikany ny zava-drehetra fa misambo-drivotra fotsiny.+
-
-
Mpitoriteny 5:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Izao koa ny tena loza: Hoatran’ny tamin’izy teraka ihany ny olona rehefa lasa. Koa inona moa no tombony azon’izay miasa mafy ho an’ny rivotra fotsiny?+
-