-
Tononkiran’i Solomona 4:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 “Tena tsara tarehy ianao, ry malalako.
Tena tsara tarehy ianao.
Toy ny masom-boromailala ny masonao ao anatin’ny voalinao.
Ny volonao kosa hoatran’ny andian’osy
Miara-midina ny tendrombohitr’i Gileada.+
-