FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 10:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Nohafarana avy tany Ejipta ny soavalin’i Solomona, ka ny mpandraharahan’ny mpanjaka no nasaina nividy andian-tsoavaly* araka izay vidiny.+

  • 2 Tantara 1:16, 17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Nohafarana avy tany Ejipta ny soavalin’i Solomona,+ ka ny mpandraharahan’ny mpanjaka no nasaina nividy an’ireny soavaly ireny,* ary andiany maromaro no novidina araka izay vidiny.+ 17 Ary volafotsy 600 sekely ny vidin’ny kalesy tsirairay nohafarana avy tany Ejipta, ary 150 ny vidin’ny soavaly iray. Dia avy eo naondran’ny mpandraharahan’ny mpanjaka nankany amin’ny mpanjaka rehetran’ny Hetita sy ireo mpanjakan’i Syria ireny.

  • Tononkiran’i Solomona 6:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 “Tsara tarehy hoatran’i Tirza*+ ianao, ry malalako,+

      Kanto hoatran’i Jerosalema,+

      Ary mahavariana toy ny tafika milahatra manodidina ny sainany.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara