13 Hoatran’ny paradisa kely feno ampongabendanitra ny tsimoka avy aminao,
Sady misy voankazo faran’izay tsara, moina sy narda maniry,
14 Narda+ sy safrona, fantàkamanitra+ sy kanelina,+
Ny karazan-kazo rehetra misy ditiny manitra, miora, aloesy,+
Ary ny zava-manitra rehetra faran’izay tsara.+