FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 26:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Efa nosoratan’i Isaia mpaminany+ zanak’i Amoza ny sisa amin’ny tantaran’i Ozia, hatramin’ny voalohany ka hatramin’ny farany.

  • Isaia 6:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Tamin’ny taona nahafatesan’i Ozia Mpanjaka,+ dia hitako i Jehovah nipetraka teo amin’ny seza fiandrianana avo sy manerinerina,+ ary nameno ny tempoly ny akanjony lava mirebareba.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara