-
Eksodosy 8:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Dia hoy i Farao: “Rahampitso.” Ary hoy i Mosesy: “Ho tanteraka tokoa ny teninao, amin’izay dia ho fantatrao hoe tsy misy mitovy amin’i Jehovah Andriamanitray.+
-
-
Jeremia 10:6, 7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Tsy misy hoatr’anao, Jehovah ô!+
Tena miavaka ianao, ary be voninahitra sy mahery ny anaranao.
-