4 Hoy izy taminy: “Mihazakazaha ka lazao amin’irỳ tovolahy irỳ hoe: ‘“Hisy mponina i Jerosalema,+ hoatran’ireny tanàna any ambanivohitra ireny, satria ho maro be ny olona sy ny biby fiompy ao aminy.+ 5 Ho lasa manda afo manodidina azy aho”,+ hoy i Jehovah, “ary ho feno ny voninahitro izy.”’”+