FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 10:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Sady adala no tsy misaina daholo izy ireo.+

      Fitaka* tanteraka ny zavatra ampianarin’ny hazo.+

  • Jeremia 10:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Tsy misaina ny olona rehetra sady manaonao foana.

      Ho menatra ny mpanefy rehetra fa nanao sary sokitra.+

      Fitaka fotsiny mantsy ny sarivongana metaly* nataony,

      Sady tsy mananaina.*+

  • Romanina 1:21-23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Nahafantatra an’Andriamanitra izy ireny, nefa tsy mba nanome voninahitra azy* na nisaotra azy. Fa lasa tsy misaina intsony izy ireny ka lasa maizina ny fony efa donto.+ 22 Na dia nilaza fa hendry aza izy ireny, dia lasa tsy misaina.* 23 Ny voninahitra tokony ho nomeny an’ilay Andriamanitra tsy mety lo, dia nomeny ho an’ny sarin’olona mety lo sy sarina vorona sy biby manan-tongotra efatra ary biby mandady.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara