- 
	                        
            
            Deoteronomia 11:16, 17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
16 Tandremo anefa ny fonareo sao avelanareo ho voafitaka, ka ho voatarika hanompo andriamani-kafa sy hiankohoka eo anatrehany.+ 17 Fa raha manompo andriamani-kafa ianareo, dia ho tezitra be aminareo i Jehovah. Dia hanidy ny lanitra izy mba tsy hisy orana,+ ka tsy hahavokatra ny tany. Tsy ho ela koa dia ho ripaka eo amin’ilay tany tsara homen’i Jehovah anareo ianareo.+
 
 -