Isaia 13:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Dia ho rava hoatran’ny nandravan’Andriamanitra an’i Sodoma sy Gomora i Babylona,+Ilay fanjakana be voninahitra indrindra,*+Dia ilay tanàna tsara tarehy sy mampirehareha ny Kaldeanina.+ Isaia 14:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 dia haneso* ny mpanjakan’i Babylona ianao hoe: Angaha vita hatreo ny amin’ilay mpanery olona hiasa? Angaha tapitra ny fampijaliana?+ Apokalypsy 17:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
19 Dia ho rava hoatran’ny nandravan’Andriamanitra an’i Sodoma sy Gomora i Babylona,+Ilay fanjakana be voninahitra indrindra,*+Dia ilay tanàna tsara tarehy sy mampirehareha ny Kaldeanina.+
4 dia haneso* ny mpanjakan’i Babylona ianao hoe: Angaha vita hatreo ny amin’ilay mpanery olona hiasa? Angaha tapitra ny fampijaliana?+