-
Jeremia 30:18, 19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Izao no lazain’i Jehovah:
“Hiverina any amin’ny tranolain’i Jakoba aho, ka hanangona an’ireo babo+
Sy hiantra an’ireo tranolainy.
Haorina indray eo amin’ilay havoana nisy azy ilay tanàna,+
Ary ho eo amin’ny toerana tokony hisy azy ilay tilikambo voaro mafy.
19 Hisy fisaorana avy ao ary hisy feon’olona mihomehy.+
-