FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 54:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 54 “Mihobia, ry vehivavy momba izay tsy niteraka!+

      Mifalia sy mihobia+ ianao izay tsy mba narary nihetsi-jaza mihitsy!+

      Fa ny zanaky* ny vehivavy nilaozam-bady,

      Dia betsaka noho ny zanaky ny vehivavy manambady”,*+ hoy i Jehovah.

       2 “Halalaho ny tranolainao,+

      Ary henjano ny lamban’ny tranolainao be voninahitra.

      Aza mihafihafy mihitsy rehefa manao an’izany, ary halavao ny tady manenjana ny lainao.

      Hamafiso koa ny fantsika be fanenjanan-day.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara