Isaia 49:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Mihobia, ry lanitra, ary mifalia, ry tany!+ Aoka hifalifaly ny tendrombohitra sady hihoby.+ Mampionona ny vahoakany mantsy i Jehovah,+Sady mamindra fo amin’izay mpanompony mijaly.+ Isaia 66:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Hampionona anareo foana aho,+Hoatran’ny reny mampionona ny zanany lahy.Hahazo fampiononana tokoa ianareo noho ny amin’i Jerosalema.+
13 Mihobia, ry lanitra, ary mifalia, ry tany!+ Aoka hifalifaly ny tendrombohitra sady hihoby.+ Mampionona ny vahoakany mantsy i Jehovah,+Sady mamindra fo amin’izay mpanompony mijaly.+
13 Hampionona anareo foana aho,+Hoatran’ny reny mampionona ny zanany lahy.Hahazo fampiononana tokoa ianareo noho ny amin’i Jerosalema.+