FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 40:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Dia hiharihary ny voninahitr’i Jehovah,+

      Ka samy hahita an’izany ny olombelona* rehetra,+

      Satria i Jehovah no efa niteny.”

  • Isaia 51:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Mifohaza! Mifohaza!

      Mitafia hery, ry sandrin’i Jehovah!+

      Mifohaza toy ny tamin’ny andro fahiny, toy ny tamin’ny andron’ireo taranaka taloha!

      Tsy ianao ve no namotipotika an’i Rahaba,*+

      Sy nanatrobaka an’ilay biby ngezabe any an-dranomasina?+

  • Jaona 12:37, 38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Na dia nanao famantarana be dia be teo anatrehan’izy ireo aza izy, dia tsy ninoan’ireo, 38 mba ho tanteraka ny tenin’i Isaia mpaminany hoe: “Jehovah* ô, iza no mba nino ny zavatra henony taminay?*+ Ary iza no nampisehoan’i Jehovah* ny sandriny?”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara