FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 27:57-60
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 57 Rehefa harivariva ny andro, dia tonga ny lehilahy iray mpanankarena avy any Arimatia. Josefa no anarany ary mpianatr’i Jesosy koa izy.+ 58 Nankany amin’i Pilato izy ka nangataka ny fatin’i Jesosy.+ Dia namoaka didy i Pilato hoe homena azy ilay faty.+ 59 Nalain’i Josefa àry ilay faty ka nofonosiny lamba madio vita tamin’ny rongony tena tsara.+ 60 Dia napetrany tao amin’ny fasany vaovao+ nolavahany tao amin’ny vatolampy ilay izy. Ary nanakodia vato be teo am-baravaran’ilay fasana izy, dia lasa.

  • Marka 15:46
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 46 Rehefa avy nividy lamba rongony tena tsara i Josefa, dia nampidininy ilay faty ka nofonosiny tamin’ilay lamba rongony tena tsara, dia napetrany tao amin’ny fasana+ iray nolavahana tao amin’ny vatolampy. Nanakodia vato teo am-baravaran’ilay fasana izy avy eo.+

  • Jaona 19:41
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 41 Nisy zaridaina teo amin’ilay toerana namonoana azy,* ary nisy fasana vaovao+ mbola tsy nandevenana mihitsy tao amin’ilay zaridaina.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara