FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezekiela 38:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ho avy hamely ny Israely vahoakako ianao, toy ny rahona mandrakotra ny tany. Any am-parany any, dia hoentiko hamely ny taniko ianao,+ ry Goga. Amin’izay dia ho fantatr’ireo firenena aho, rehefa manamasina ny tenako, noho izay ataoko aminao.”’+

  • Ezekiela 38:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Hampihatra ny didim-pitsarako aminy* aho, ka handefa areti-mandringana,+ ary handriaka ny ra. Handatsahako oram-be mahatonga tondra-drano izy sy ny miaramilany ary ny firenena maro miaraka aminy, sady handatsahako havandra+ sy afo+ ary solifara.+

  • Zakaria 2:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Zakaria 12:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Hataoko toy ny vato mavesatra amin’ny firenena rehetra i Jerosalema, amin’izany andro izany. Tsy maintsy haratra mafy daholo izay manainga azy.+ Dia hiangona hamely an’i Jerosalema ny firenena rehetra eny ambonin’ny tany.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara