FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 5:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Hahita loza izay mahery misotro divay,

      Sy izay tena mahay mampifangaro toaka,+

  • Isaia 28:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Diso lalana izy ireny noho ny divay,

      Ary lasa mivembena noho ny toaka.

      Diso lalana ny mpisorona sy ny mpaminany noho ny toaka,

      Ary tsy misaina tsara izy ireo noho ny divay,

      Sady mivembena noho ny toaka.

      Diso lalana izy ireo noho ny fahitana hitany,

      Ka tsy mahay manapa-kevitra tsara intsony.+

  • Hosea 4:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ny fijangajangana* sy ny divay efa niotrika ela ary ny divay vaovao

      No mahatonga ny olona tsy te hanao ny tsara.*+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara