FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 20:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Tsy manaja tena izay mamon’ny divay,+ ary tsy mahafehy tena izay mamon’ny toaka.+

      Tsy hendry izay voavilin’ireny satria manaonao foana.+

  • Ohabolana 23:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Aza mijery ny hamenan’ny divay,

      Sy ilay izy mamirapiratra ao anaty kaopy, sady mora atelina.

  • Ohabolana 23:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Hahita zavatra hafahafa ny masonao,

      Ary hirediredy ianao noho ny eritreri-dratsy mitsiry ao am-ponao.+

  • Isaia 28:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Diso lalana izy ireny noho ny divay,

      Ary lasa mivembena noho ny toaka.

      Diso lalana ny mpisorona sy ny mpaminany noho ny toaka,

      Ary tsy misaina tsara izy ireo noho ny divay,

      Sady mivembena noho ny toaka.

      Diso lalana izy ireo noho ny fahitana hitany,

      Ka tsy mahay manapa-kevitra tsara intsony.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara