Isaia 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Mahalala tsara ny tompony ny omby,Ary ny ampondra mahalala tsara ny fihinanam-bilona natokan’ny tompony ho azy.Ny Israely kosa tsy mahalala ahy,*+Ary ny vahoakako tsy mba misaina.” Jeremia 2:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Misy virjiny manadino ny firavany ve,Na vehivavy ampakarina manadino ny fehikibony?* Ny vahoakako anefa nanadino ahy nandritra ny andro maro tsy voaisa.+ Jeremia 9:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Vonona ny handainga ny lelan’izy ireo, hoatran’ny tsipìka efa voaomana hitifirana.Lainga no manjaka ao amin’ilay tany. Tsy misy olona tsy mivadika ao.+ “Miharatsy foana izy ireo,Ary tsy raharahiany aho”,+ hoy i Jehovah.
3 Mahalala tsara ny tompony ny omby,Ary ny ampondra mahalala tsara ny fihinanam-bilona natokan’ny tompony ho azy.Ny Israely kosa tsy mahalala ahy,*+Ary ny vahoakako tsy mba misaina.”
32 Misy virjiny manadino ny firavany ve,Na vehivavy ampakarina manadino ny fehikibony?* Ny vahoakako anefa nanadino ahy nandritra ny andro maro tsy voaisa.+
3 Vonona ny handainga ny lelan’izy ireo, hoatran’ny tsipìka efa voaomana hitifirana.Lainga no manjaka ao amin’ilay tany. Tsy misy olona tsy mivadika ao.+ “Miharatsy foana izy ireo,Ary tsy raharahiany aho”,+ hoy i Jehovah.