Isaia 35:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Isaia 40:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Izany fa misy miantsoantso any an-tany efitra hoe: “Omano ny lalana halehan’i Jehovah!+ Manaova lalambe mahitsy+ mamakivaky ny tany karakaina, mba handehanan’ilay Andriamanitsika.+ Isaia 62:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Mivoaha amin’ny vavahady, mivoaha! Karakarao izay lalana halehan’ny olona!+ Manamboara lalambe, manamboara! Esory izay vato eny.+ Manangàna tsato-kazo famantarana ho an’ireo firenena.+
3 Izany fa misy miantsoantso any an-tany efitra hoe: “Omano ny lalana halehan’i Jehovah!+ Manaova lalambe mahitsy+ mamakivaky ny tany karakaina, mba handehanan’ilay Andriamanitsika.+
10 Mivoaha amin’ny vavahady, mivoaha! Karakarao izay lalana halehan’ny olona!+ Manamboara lalambe, manamboara! Esory izay vato eny.+ Manangàna tsato-kazo famantarana ho an’ireo firenena.+