Salamo 105:10, 11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Nataony fitsipika ho an’i Jakoba io fianianana io,Sady fifanekena maharitra ela be ho an’i Israely.11 Fa hoy izy: “Homeko anao ny tany Kanana,+Ho anjara lovanareo.”+ Jeremia 3:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 “Dia hiara-mandeha ny taranak’i Joda sy ny taranak’Israely amin’izany andro izany,+ ka ho tonga avy any amin’ilay tany any avaratra mba hiditra ao amin’ilay tany nomeko ho lovan’ny razambenareo.+
10 Nataony fitsipika ho an’i Jakoba io fianianana io,Sady fifanekena maharitra ela be ho an’i Israely.11 Fa hoy izy: “Homeko anao ny tany Kanana,+Ho anjara lovanareo.”+
18 “Dia hiara-mandeha ny taranak’i Joda sy ny taranak’Israely amin’izany andro izany,+ ka ho tonga avy any amin’ilay tany any avaratra mba hiditra ao amin’ilay tany nomeko ho lovan’ny razambenareo.+