2 Nahoana àry no tsy nisy olona teto rehefa tonga aho?
Ary nahoana no tsy nisy namaly rehefa niantso aho?+
Angaha ny tanako fohy loatra ka tsy mahavita manavotra,
Sa izaho tsy manan-kery hamonjena?+
Teneniko mafy fotsiny ny ranomasina dia ritra,+
Ary ovako ho tany efitra ny renirano.+
Matin’ny hetaheta ny trondrony,
Dia lo fa tsy misy rano.