Jeremia 14:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Na dia miampanga anay aza ny fahadisoanay,Dia mba manaova zavatra noho ny anaranao, Jehovah ô!+ Fa efa imbetsaka izahay no nivadika taminao,+Ary taminao izahay no nanota. Hosea 5:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Voaporofo hoe meloka* ny Israely satria nirehareha.+Ny nataon’ny Israely sy Efraima ihany no nahavoa azy,Ary niaraka voa taminy koa ny Joda.+
7 Na dia miampanga anay aza ny fahadisoanay,Dia mba manaova zavatra noho ny anaranao, Jehovah ô!+ Fa efa imbetsaka izahay no nivadika taminao,+Ary taminao izahay no nanota.
5 Voaporofo hoe meloka* ny Israely satria nirehareha.+Ny nataon’ny Israely sy Efraima ihany no nahavoa azy,Ary niaraka voa taminy koa ny Joda.+