FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 17:19, 20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Na ny Joda koa aza tsy nankatò ny didin’i Jehovah Andriamaniny.+ Nanaraka ny fombafomba fanaon’ny Israely izy ireo.+ 20 Nolavin’i Jehovah ny taranak’Israely manontolo, ka naetriny sady natolony teo an-tanan’ny mpandroba. Nariany tanteraka tsy ho eo anatrehany izy ireo tamin’ny farany.

  • Ezekiela 23:30, 31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Hatao aminao ireo zavatra ireo, satria toy ny mpivaro-tena+ nanaraka an’ireo firenena ianao, ary nandoto tena tamin’ny sampiny maharikoriko.+ 31 Izay nataon’ny rahavavinao+ ihany no nataonao, ka hatolotro eo an-tananao ny kaopy nisotroany.’+

  • Amosa 2:4, 5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Izao no tenin’i Jehovah:

      ‘Tsy hovako ny didim-pitsarako satria nikomy intelo ny Joda,+ inefatra mihitsy aza.

      Tsy niraharaha ny lalàn’i* Jehovah mantsy izy ireo,

      Sady tsy nanaraka ny fitsipiny.+

      Ny lainga efa ninoan’ny razambeny ihany no namitaka azy ireo.+

       5 Dia handefasako afo ao Joda,

      Ka ho levon’ny afo ny tilikambo voaro mafy ao Jerosalema.’+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara