Isaia 1:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Haveriko ho toy ny tamin’ny voalohany ny mpitsara ao aminao,Ary haveriko ho hoatran’ny taloha ny mpanolo-tsaina anao.+ Dia hantsoina hoe Tanànan’ny Fahamarinana sy Tanàna Tsy Mivadika Amin’Andriamanitra ianao.+ Isaia 32:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
26 Haveriko ho toy ny tamin’ny voalohany ny mpitsara ao aminao,Ary haveriko ho hoatran’ny taloha ny mpanolo-tsaina anao.+ Dia hantsoina hoe Tanànan’ny Fahamarinana sy Tanàna Tsy Mivadika Amin’Andriamanitra ianao.+