FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 12:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary i Mosesy no be fandeferana indrindra,+ tamin’ny olona rehetra* teto an-tany.

  • 1 Samoela 12:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Farany, dia niteny tamin’ny Israely rehetra i Samoela hoe: “Efa nataoko daholo izay nasainareo nataoko.* Nanendry mpanjaka hitondra anareo aho.+

  • 1 Samoela 12:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Intỳ aho! Mijoroa ianareo ho vavolombelona hiampanga ahy eto anatrehan’i Jehovah sy ny voahosotra notendreny:+ Ombin’iza, na ampondran’iza no nalaiko?+ Iza no nambakaiko na nampahoriko? Iza no nakako tsolotra mba hahatonga ahy hiangatra?+ Raha nanao an’izany aho, dia honerako aminareo izany.”+

  • Isaia 32:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Ezekiela 34:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Hanendry mpiandry iray hikarakara ny ondriko aho,+ dia i Davida mpanompoko,+ ka homeny sakafo ireny. Izy mihitsy no hanome sakafo azy ireo ka ho lasa mpiandry azy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara