-
Isaia 23:17, 18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Rehefa mifarana ny 70 taona, dia hahatsiaro an’i Tyro i Jehovah. Dia hikarama indray i Tyro, ka hivaro-tena amin’ny fanjakana rehetra eto tany. 18 Ho lasa zava-masina amin’i Jehovah anefa ny tombony azony sy ny karamany. Tsy hotehirizina na hangonina izany. Homena an’izay monina eo anatrehan’i Jehovah mantsy ny karamany, amin’izay izy ireo hisakafo ka ho voky ary hanao akanjo mihaja.+
-