FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 6:36, 37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Dia hoy i Gideona tamin’ilay tena Andriamanitra: “Ianao efa nampanantena hoe hamonjy ny Israely, ary izaho no hampiasainao hanao an’izany.+ 37 Hametraka volonondry eo am-pamoloana àry aho. Raha ilay volonondry ihany no misy ranonando, fa ny tany manodidina an’ilay izy kosa maina, dia ho fantatro fa hamonjy ny Israely ianao ary izaho no hampiasainao. Izany mantsy no efa nampanantenainao.”

  • Isaia 37:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 “‘Ary izao no ho famantarana ho anao:* Izay zavatra maniry ho azy* no hataonareo sakafo amin’ity taona ity. Dia izay vokatra avy amin’izany indray no hohaninareo amin’ny herintaona. Amin’ny taona fahatelo kosa dia hamafy voa ianareo ka hijinja, ary hamboly voaloboka, dia hihinana ny vokatra amin’izany.+

  • Isaia 38:7, 8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Izao no famantarana avy amin’i Jehovah mba hahalalanao fa hotanterahin’i Jehovah ny teniny:+ 8 Hataoko mihemotra zanatohatra folo ny aloky ny masoandro izay efa nidina teo amin’ny zanatohatr’i* Ahaza.”’”+ Dia nihemotra zanatohatra folo ny aloka izay efa nidina teo amin’ny zanatohatra.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara