-
Isaia 51:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Mifohaza! Mifohaza!
Mitafia hery, ry sandrin’i Jehovah!+
Mifohaza toy ny tamin’ny andro fahiny, toy ny tamin’ny andron’ireo taranaka taloha!
-
-
Isaia 59:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Hitany fa tsy nisy olona mba hanampy,
Ary gaga izy fa tsy mba nisy mpanelanelana.
Ny sandriny àry no nampiasainy mba hamonjy,*
Ary ny fahamarinany ihany no nanohana azy.
-