-
Salamo 130:6-8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Miandry mafy an’i Jehovah aho,+
Mihoatra noho ny fiandrasan’ny mpiambina izay hahamaraina ny andro,+
Eny, mihoatra noho ny fiandrasan’ny mpiambina ny maraina.
7 Aoka hiandry foana an’i Jehovah ny Israely,
Satria tsy miovaova mihitsy ny fitiavan’i Jehovah,+
Ary manana hery lehibe hanavotana izy.
8 Hanavotra ny Israely ho afaka amin’ny fahadisoany rehetra izy.
-
-
1 Korintianina 2:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Fa araka ny voasoratra hoe: “Mbola tsy hitan’ny maso na henon’ny sofina, na nitsiry tao am-pon’ny olona ny zavatra nomanin’Andriamanitra ho an’izay tia azy.”+
-